· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2008

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

  28 Avrily 2008

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José...

Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary

  27 Avrily 2008

Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka tsy fantatra antony nataon’i Israely tany avaratr’i Siria tamin’ny Septambra 2007. Taorian’izay dia nandeha be ny resaka momba ny mety...

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

  25 Avrily 2008

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...

Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour

  24 Avrily 2008

Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy, mihoatra ny 5000 ny toeram-piseranana an’aterineto any Shina, araka ny fanisan’ny Daqi.com azy, no feno lahatsoratra mamely ny Carrefour, ary...

Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?

  23 Avrily 2008

Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been reported as being seen on the streets of Mutare in Zimbabwe, after checking into a hotel resplendent with nice shining...

Okraina sy Rosia: Ireo dadan'ny filoha

  22 Avrily 2008

Misy loharanom-baovao milaza fa ny rain'i Victor Yushchenko izay lazaina fa – “babo an'ady tao Auschwitz nandritra ny ady lehibe faharoa – dia polisin'ny Nazi no tena marina sady mpanome vaovao ny Nazi.” Misy koa ny loharanom-baovao manambara fa “niasa tamin'ny tafika niara-dalana tamin'ny Nazi notarihin'ilay jeneraly Rosiana Vlasov.”ny rain'i...

Zimbaboe : Hetsika fanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana

  22 Avrily 2008

Ny blaogy This is Zimbabwe no miantso ny rehetra hanao hetsika hanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana any Zimbaboe : Please can all those amazing people who have been following this issue – finding contact email addresses and brainstorming ideas – leave consolidated comments at the end of this post...