· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Janoary, 2008

Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina

  31 Janoary 2008

Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de les jouer. Et cette différence, elle change tout ! Nous, on joue au ballon, on rêve de ballons, on en...

Iran: Mifanao bizina amin'i Syria sy Iran i Etazonia

  28 Janoary 2008

 Indro omen'i Ali Mostofi ao amin'ny Iranian.com blog antsika ny rohy amina lahatsoratra iray mikasika ny fifampiraharahana ara-barotra misy eo amin'i Etazonia sy Iran ary Syria.Ampian'ny mpamaham-bolongana moa fa raha nitodika tao amin'ny toe-draharaha anatiny i Etazonia, fa tsy niherikerika ivelan'ny firenena, dia efa ela no nivaha ny olana momba ny Seyyeds[mpitondra fivavahana...

Brezila: Nampihatra ny jadona i USA

  26 Janoary 2008

Nanomboka namoaka andian-dahatsoratra mikendry ny handika ho amin'ny teny paortiogey ny antontan-taratasy ofisialy (an'ny fanjakana) miresaka ny nanohanan'i Etazonia ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 1964  nitranga tany Brezila Luiz Carlos Azenha [pt], Amin'izao fotoana izao moa dia hita ao amin'ny tahirin-kevitry ny Sekoly Ambony momba ny fiarovam-pirenena George Washington no misy...

Kambôdza: Fanevam-pirenena napetaka amin'ny kapa

  24 Janoary 2008

Tezitra amin'ny Vietanmiana mivarotra kapa misy ny sarin'ny tempolin'ny Angkor mipetaka eo amboniny ny Kambôdziana. Ahitana ny sarin'ny tempolin'i Angkor avokoa manko na ny vola na ny sainam-pirenena Kambôdziana.

Ejipta : Menatra ny mahaejipsiana

  24 Janoary 2008

“Menatra amin’ny mahaejipsiana ahy aho amin’izao fotoana izao, menatra amin’ny firaisana tsikombakomba eo amin’ny Ejipta sy Isiraely, menatra satria heveriko fa isaky ny misy olona maty any Gaza, dia nandray anjara tamin’ny famonoana azy io ny tanana Ejipsiana,” izany no venti-kevitry ny mpamaham-bolongana Ejipsiana Eman.

Amerika sy Shina : Martin Luther King sy Shina

  23 Janoary 2008

Jeremiah Jenne dia mampahatsiahy ao amin'ny Granite Studio ireo teny nambaran'i Martin Luther King mikasika ny ady tany Vietnama sy Shina, izay heveriny fa fijery mbola mitombona mandrak'androany : They must see Americans as strange liberators. The Vietnamese people proclaimed their own independence in 1945 after a combined French and...

Kioba : Fifidianana sy ethanol

  22 Janoary 2008

Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle  mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny Kioba sy Venezoela vokatry ny fifanarahana hiaraka hanao tetiksa miisa 76 mitentina $1.300.000.000 nosoniavina omaly.”

Bahrain : nandihindihy ho’aho i George W

  16 Janoary 2008

Niserana tao Bahrain i George Bush nanditra ny fitetezam-paritra nataony tao azia andrefana, io no fitsidihana voalohany nataona filoha US tao amin’ny firenena. Misy azo antenaina hoy Mahmood: Bush is coming to town. He’ll probably fly in on a helicopter from some big tub floating in the Gulf, that the...

Rosia, Etazonia: Izay nofidian'i Kremlin raha afa-nifidy izy

  16 Janoary 2008

Nino i Russia Blog  fa raha azon'i Kremlin natao ny nandrotsa-bato amin'ity fifidianana hotontosaina any Etazonia amin'ity taona 2008 ity dia ny Senatera Chuck Hagel (Repoblikana-Nebraska) no tiany ho filoha mitondra manaraka eo: “Indrisy anefa, fa tsy nirotsaka hofidiana i Hagel na dia heveriny ho manambintana ho voafidin'ny olona ho amin'izany raharaha izany...