GlobalVoices anaty

Fizakàna ara-tsaina

Tahiry Lohahevitra · 4 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Fizakàna ara-tsaina

09/03/2013

“Aza Matahotra Ny Aterineto”: Ireo Sehatra Tsy Andairan'ny Copyright Any Shily

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Tsy afaka hamboniana ny fahazaran'ny RuNet hanamafy ny fanazavana ny paikadin'ny firaisana tsikombakomba aminà hetsika iray mitranga. Miaraka amin'ity lahatsary vaovao avy amin'ny hetsika fanentanana #NoTemasaInternet (Aza Matahotra Ny Aterineto) ity, asehon'ny ONG Derechos Digitales ireo sehatra tsy iharan'ny copyright misy any Shily . Te.hamporisika antsika hampiasa azy ireny tsy am-pihambahamba ihany koa izy ireo. Zontsika izany!

03/03/2013

Video Lahatsoratra
[Lahatsary] “Aza Matahotra Ny Aterineto”: Ny Wikipedia, Ny Fizakà-manana, ary Ny Fahalalahana Miteny Ao Anaty Aterineto

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Anatin'ity fanadihadiana vao haingana avy ao amin'ity fanentanana #NotemasaInternet ity (Aza matahotra ny Aterineto) mikasika ny fizakà-manana ao anaty aterineto ity, niresaka tamin'i Osmar Valdebenito izahay, filohan'ny Wikimedia ao Arzantina (sady filohan'ny sampana Shiliana teo aloha), fikambanana izay mandrindra sy manao izay hisian'ny fotodrafitrasan'ny Wikipedia eran-tany

14/11/2012

Teknolojia Iray, Fahalalahana Samihafa: Ny Fomba Ahafahan'ny Lalàna Mikasika Ny Copyright Ao Etazonia Mametra Ny Fampiasàna Ireo Fitaovana Mandehandeha

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Raha ny fomba fijerin'ny mpampiasa dia tsy misy fahasamihafana mivaingana eo amin'ny smartphone sy ny tablette.Samy solosaina mandehandeha manana fàfana azo kitihana ireo fitaovana roa ireo, ary raha mety hanana rindrambaiko voatokana ho azy ny smartphone, tsy tafiditra ao anatiny tanteraka ny fahafahana miantso na miditra anatin'ny tambajotranà finday

09/11/2012

Hong Kong: Miampanga Ny Youtube Noho Ny Famafàna Asa Nahazoan-dàlana Ny Vondrona Mpiahy Ny Asa Nadika

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Namoaka fanambaràna iray ny Vondrona Mpiahy ny Asa Nadika any Hong Kong vao haingana izay, miampanga ny Youtube noho ny famafàny hira iray nadika nahazoana alàlana ho fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin'ny filentehan'ny sambo farany teo.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny