The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Industry Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Industry

2008-02-01

Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano

OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? : I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks [...] I ...

2008-01-22

Brazil ,
Venezuela

Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle  mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny Kioba sy Venezoela vokatry ny fifanarahana hiaraka hanao tetiksa miisa 76 mitentina $1.300.000.000 nosoniavina omaly.”

2008-01-17

Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko

Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006 “Ary satria ny governemanta dia mbola namindra indray nanakaiky ny hamadihana ny nosy Dôminika ho orinasa fanasivanana ny solik'i Hugo Chavez, dia ...

2008-01-15

Japana : tsy hividy fiara vaovao aho

Ny siosion-dresaka an-dalambe no milaza fa mitotongana ny toe-karena Japoney, ary ny fihisatry ny varotra fiarakodia no antony lehibe miteraka izany. Iza no omentsiny ? Ny ankizy, hoy ny sasany, izay tsy mazoto hividy zavatra azo tsapaintanana. Nanoratra ny momba ny fihenan’ny fividianana fiara ity ny mpamaham-bolongana tamin’ity herinandro ity, ary ...

2008-01-12

Ejipta: Entana Shinoa

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa mihoatra ny 10 isanjato isantaona. Ny tena mahaliana dia ny fiankinan’ny fivarotana entan-tshinoa ivelan’ny trano fivarotany. Tsikaritry ny rehetra fa ...

2008-01-11

Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?

Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here “Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny fanorenana ny orinasa vaventy fanodinana solika ho lasantsy” Manontany tena i Living Dominica raha misy zavatra tsy arany [tsy nanao fanambarana ny ...

2008-01-10

Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava

“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.