Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Aogositra, 2010
Goatemala: Mpampianatra vazimba sy mpanakanto nalaina an-keriny ary novonoina ho faty
Fiakarana tandrimona herisetra no miseho amin'ireo vondrom-piaraha-monina maro samihafa any ambanivohitr'i Goatemala. Tamin'ity indray mitoraka ity, mpampianatra manana ny maha-izy azy, mpitarika am-panahy, mpandihy ary mpanakanto ao amin'ny Sololá: Lisandro Guarcax.
Frantsa : Fanavakavahana satria heverina ho mpangalatra avy hatrany
Any amin'ny Rroms (gitanos) avy amin'i jespel tao amin'ny Flickr licence CC Attribution NC-ND 2.0 Generic (Nosoratana tamin'ny teny frantsay avy hatrany ity lahatsoratra nosoratan'ny ekipan'ny Global Voices en Français ity.) Navoakan'ny fantsom-baovao France 4 indray tamin'ny asabotsy 14 aogositra ny lahatsarim-panadihadiana Qui a peur des gitans ? [iza no...
Brezila: Fomba fitokonan'ny vazimba naharitra valo volana
Nilasy efa hatramin'ny voalohandohan'ny volana Janoary tamin'ity taona ity eo anoloan'ny Minisiteran'ny fitsarana any Brazilia D.F. ireo vondrom-piarahamonina vazimba (nahitsin'i Jentilisa ho vazimba ny teny hoe Indigène eto) breziliana maro. Melohin'ny Vazimba breziliana ho mpamadika noho ny tsy nakana ny hevitr'izy ireo amin'ny zavatra mahakasika azy ireo ny governemanta sy...