· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Janoary, 2008

Brezila: Ho Fampitam-baovao ekena amin'izay ve?

  30 Janoary 2008

Cardoso [pt] izao manko no iray amin'ny mpamaham-bolongana nasaina hamahavaha ny momba ny “Firohotana ho amin'ny blaogy (bolongana) – izao ve ny fotoana hanekena azy ho fantsona fampitam-baovao?” izay hanatontosana any Brezila amin'ny volana marsa ny fihaonambe faratampony iraisam-pirenena mikasika ny fifandraisana niomerika. Nolazainy fa tena zava-dehibe tokoa ity fihetsiketsehana ity...

Bahrain: Mpifanolo-bodirindrina hoe?

  24 Janoary 2008

Cookie, avy any Bahrain, no milazalaza ny momba ny manodidina na mpifanolo-bodirindrina ao amin’ny lahatsorany. “Mijanona eny amin’izay tiany hanajanonany ny fiara tahaka ny hoe tompon’ny arabe ny olona. Ny vehivavy kosa miady matetika isa-tapa-bolana na latsak’izany any IVELAN’NY tokantranony!” hoy izay nosoratany.

Jamaïka : Hitia bebe kokoa

  12 Janoary 2008

Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade : Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens. Violence? Lost business? Hurricane? Argument? Crime? They all occur in a stream of events, in which I am learning to simply love. “Ankehitriny, tena...

Haïty : Momba ny vidin'ny Fampandrosoana ?

  11 Janoary 2008

Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development – but can we agree on what it is? “Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa – anefa ve mitovy akory ve...

Iran : Ngolin'ny hatsiaka !

  11 Janoary 2008

Misedra ririnina tena henjana i Iran amin'ity taona ity nohon'ny hatsiaka. Tanàna maro no voafandriky ny oram-panalà ary tsy latsaky ny valo ireo olona (efa) namoy ny ainy. Voasembatsembana aza hatramin'ny tolotra “gazy” [voan'ny delestazy-na gazy, satria zaraina isan-tokantrano toy ny rano ny an-dry zareo ny gazy] ary na dia firenena faharoa faran'izay manan-karena ara-gazy i Iran,...

Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava

  10 Janoary 2008

“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.

Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana

  09 Janoary 2008

Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary ankehitriny, dia afaka manoratra izay tsy azon’ny fampahalalam-baovao soratana ny Mpanabolongana, araka an’i Agence France-Presse (AFP) aza moa dia ny...

Japana: ny ampitan’ny hadivory na hiserasera sa tsia?

  07 Janoary 2008

Anivon’ny famahoahan’ny serasera, mety hiteny ny olona iray fa mizara roa izao tontolo izao: Izay manam-pifandraisana sy izay tsy manam-pifandraisana amin’ny aterineto. Raha mandray anjara sy mifanabe anaty kolontsaina (“iraisana”) mivoatra mampiavaka azy manokana ny vitsy an’isa mpiserasera nefa tsy mitsaha-mitombo dia tsy (manana kolontsaina iraisana) kosa ny maro an’isa...