· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Aogositra, 2009

Very ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny Global Voices

15 Aogositra 2009

Very nandritra ny ady nifanaovany tamina saka iray tamin'ny alin'ny alarobia teo tany Boston ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny mpamaham-bolongan'ny Global Voices fantatra amin'ny anarana hoe “GV Ferret”. Toy izao ny endrik'i voloina, zavatra mavomavo nitampina bandy ny ilamasony sy ny tenany tao amin'ny Facebook taoriana kelin'izany. “Iza...