Tantara misongadina mikasika an'i Hehy
-
Ekoatera : Hatsikana Politika Mandritra ny Fampielezan-kevitra
03/02/2013
-
2012: Taonan'ny Fikomiana sy ny Fivoaran'ny Fiaraha-monina Any Amin'ny Firenena Mpiteny Frantsay – Fizarana Faharoa
18/01/2013
-
Però: Voatsiratsira Indray I Wendy Sulca, Olo-malaza Amin'ny YouTube
12/01/2013
-
Sombim-baovao (Memes) Shinoa 10 Malaza Indrindra Tamin'ny Aterineto 2012
09/12/2012
-
Mbola Mangorintsin'ny Fitsidihan'i Kim Kardashian An'i Bahrain
07/12/2012
Tantara farany mikasika an'i Hehy
19/06/2013
Nilaozam-bady i Putin & Tapa-tsinay ny RuNet

Vondron'olona telo avy ao amin'ny TV Russia 24 mijaridina anatinà lalantsara babangoanan'ny Kremlin, ilay mpitati-baovao miakanjo mainty nivanaka—izany no mpanatrika voalohany ny fanambaran'i [ru] Vladimi Putin fa nisaraka izy sy ny vadiny Lyudmila.
18/06/2013
Vladimir Putin: Tompon'ny Peratra (Super Bowl)

Nangalatra ny peratr'i Robert Kraft tompon'ny Super Bowl antsoina hoe New England Patriots ve i Vladimir Putin tamin'ny 2005? Maro ny bilaogera Rosiana nanao io fanontaniana io, rehefa niteny i Kraft tamin'ny 4 Jona 2013, tao amin'ny tafatafa hita ao amin'ny New York Post fa tsy nanolotra ny peratra ho fanomezana izy ny tena marina.
21/05/2013
19/05/2013
Palestina: Mihinana KFC (Kentucky Fried Chicken) Koa Izao Ny Ao Gaza
Anas Hamra, Palestiniana avy any Gaza, manamafy fa azony ihany ny Kentucky Fried Chicken (akoho voaendy) nafàrany - taorian'ny ora fito niandrasany. Ny tantarany dia manamarina tatitra iray tao amin'ny New York Times izay milaza fa avy any Al Arish, any Ejipta, no aterina ny KFC ho an'ny mponin'i Gaza, toerana izay anaovana azy ireny varomaizina mandalo tonelina miafina. Hatreo dia tsy nitohy ny fanaterana any an-tokantrano, saingy farafaha-ratsiny, mba afaka nihinana ny KFC-ny i Hamra ary nibitsika sy nandefa tamin'ny Istagram ny zava-niainany.
19/04/2013
Manimba Endrika ny Tantara Ny Sarimihetsika Mankahala Japoney Ataon'i Shina
Narahin'ny mpiserasera maso indray tao ho ao ny famokarana sarimihetsika mankahala Japoney fandefa amin'ny fahitalavitra. Nahatratra ny hoza-dohan'ny mpampita vaovao eo ambany fanaraha-mason'ny fanjakana ihany ny sarin-jazavavy roa niboridana miarahaba andia-miaramila shinoa vitsivitsy tafavoaka tsinahy.
Mba Ampandroy Ny Filoham-pirenena Ejiptiana!!
Namela fofona i Mohammed Morsi - tao amin'ny Twitter. Nawara Negm, blagera sady mpikatrka mafàna fo dia nametraka ny tenifototra #حموا_الرئيس [ar], izay midika hoe "Mba ampandroy ny Filoha, taorian'ny namakiana tao anaty gazety Libane iray fa hoe nitaraina tao amin'ny minisiteran'ny raharaham-bahiny ny tomponandraikitra alemà sasantsasany mikasika ny fofona avy amin'ny vatan'i Morsi."
16/04/2013
Poizina Ho An'ireo Rosiana Mpanao Gazety Ny Labiera & Twitter Afangaro

Fitaovam-pitaterana mora sy azo antoka hifamezivezena ao Rosia ny fiarandalamby, indrindra fa raha ampitahaina amin'ireo arabe ratsy dia ratsy ao amin'ny firenena. Firenena lehibe i Rosia ary andaniana ora maro ny dia manasaraka ireo tanan-dehibe (na mety ho andro mihitsy aza). Noho ireo fahasarotana ireo, efa zava-mahazatra loatra araka izany ho an'ny mpandeha sasany ny misotro in-dray na in-droa mba handaniana ny andro. Indraindray aza dia mihoatra noho io ho an'ny olona sasany, eny fa na dia mpanao gazety aza.
08/04/2013
Mampihomehy Ireo Arabo Ny Fandrahonana Nokleary Ataon'ny Korea Avaratra
Nampihomehy Arabo maro mpampiasa aterineto ny fandrahonan'ny Korea Avaratra ny hanafika ireo toby miaramila amerikana, anisan'izany ireo mitoby any Amerika.
08/03/2013
Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”
Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao...
07/03/2013
Dihy Karinavaly Samba Mandritra Ny Mondialy Ao Brezila
Anisan'ny fitantarana manokana amin'ny #CopaPública ity lahatsoratr'i Mateus Coutinho ity, izay navoaka voalohany tamin'ny 8 Febroary 2013, tamin'ny lohateny hoe Carnaval e Copa, será que dá samba? Manoloana ny fandroahana an-katerena sy ny...






























RSS ho an i Hehy 










tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...