· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Avrily, 2013

Indonezia: Mbola Ilain'ireo Mpialokaloka Ao Rokatenda Ny Fanampiana

  20 Avrily 2013

Mbola tsapan'ireo 3.000 mpialokaloka avy any amin'ny Distrikan'i Sikka ny fiantraikan'ilay fipoahana volkanika tao Rokatenda tao amin'ny nosy Flores any East Nusa Tenggara ao Indonezia. Nipoaka i Rokatenda tamin'ny Febroary lasa teo ary taorian'ilay loza voajanahary, mbola misalasala sy matahotra hatrany ny hiverina any an-tanànany ireo mponina.