Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Jona, 2010
Kenya: Maneho hevitra momba ny fanapoahana baomba tany amin'ny kianjan'i Uhuru ireo mpitoraka blaogy
Olona enina no maty ary 75 no naratra tamin'ilay fipoahana nandritra ny hetsika ara-politika tany Nairobi tamin'ny Alahady. Nokarakarain'ny vondrona “Tsia” io hetsika io, izay manohitra ny fampihàrana ny lalampanorenana vaovao. Ireo mpitondra fivavahana any Kenya dia nanameloka ny fitondràna tamin'iny fipoahana iny. Ny Filoha Mwai Kibaki sy ny Praiminisitra...
Torkia: mety mbola ho tafaverina indray ve ny fifandraisana amin'Isiraely?
Satria moa nanatri-maso tamin'izay nitranga tao anatin'ny “vondron-tsambon'ny fahafahana any Gaza” notarihan'ny Tiorka iza tontolo izao dia nahita ihany koa ny fahasimban'ny fifandraisana teo amin'ireo Governemantan'i Torkia sy Isiraely. Mivandravandra ny fahatezerana mahazo ny Governemantan’ Isiraely any Torkia, ary hoharabaina ofisialy tahaka ny mahery fo ireo mafana fo rehefa tafaverina....
MENA: Mila misafidy i Israely
Avy any ankavia, havanana, afovoany, mirarak'ompana ny fanamelohana taorian'ny fanafihan'i Israely ny sambo Tiorka nizotra ho any Gaza mba hanatotra fanampiana noho ny maha-olona no sady handrava ny fahirano atao amin'ny Palestiniana. Ao amin'ny Twitter, i Queen Noor Al Hussein avy any Jordan dia ni-tweet: Fotoana izao hisafidianan'i Israely na...