· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Oktobra, 2009

Japana: ravan'ny antontan'isa farany ny anganon'ny fandrosoana

  25 Oktobra 2009

Japoney iray amin'ny enina no miaina ao anatin'ny fahantrana araka ny tatitra [teny anglisy] navoakan'ny minisiteran'ny raharaha sosialy. Araka ny antontan'isa navoakan'ny OCDE [en], dia manana ny iray amin'ny tahan'ny fahantrana ambony indrindra amin'ny tany mandroso i Japana ka fahaefatra aorian'i Meksika, Torkia ary i Etazonia. Tao amin'ny Flickr id:...

Indonezia: mavesatra ny tarehimarika vokatry ny horohorontany

  08 Oktobra 2009

1 100 no maty tany Indonezia, izay no vokatra farany voaray (alakamisy hariva), ary mbola manohy ny fikarohana ireo mpamonjy voina mitady ireo olona an'anarivony maro tototra any ambany korontana any. 24 ora taorian'ny horohorontany da mbola tsy misy jiro ny tanànan'i Padang ary mbola sarotra ny fifandraisana an-tariby: andrepramana...