· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Marsa, 2008

Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina

  14 Marsa 2008

Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin‘ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik – hany mpamokatra...

Madagasikara : Lesona azo notsoahina taorian'ny fandalovan'ny rivomahery mahery vaika faha-3 tao anatin'ny iray volana sy tapany monja

  11 Marsa 2008

Hatramin'ny faran'ny volana Janoary lasa teo dia rivomahery maherivaika 3 [Fame, Ivan, Jokwe], no nifanesy namely mafy an'i Madagasikara, ny farany amin'izy ireo dia ny rivomahery Jokwe izay niditra an-tanety tany Antsiranana, any amin'ny faritry Diana, any Avaratry Madagasikara, izay nandrava trano mihoatry ny 40 ary namela tsy manan-kialofana miisa...