· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Oktobra, 2007

Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika : « I am intrigued by the recent proliferation of web-based giving and I have been keeping a curious eye on...

Mianomara, Fijery avy ao Anatiny

  04 Oktobra 2007

 Ny tranokala Birmana Underground [anglisy] dia namoaka tantaran'olona anankiray monina any Birmania, manoritra ny zava-nitranga tany hatramin'ny fiatoan'ny fifandraisana amin'ny aterineto. Manazava ny raki-tsary nandeha tamin'ny CNN androany 3 oktobra kosa i Yangon Thu mampiseho ny famoretana tany Mianomara.   Preetam Rai

Ny tohadranon’i Nam Tha

  02 Oktobra 2007

Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana. Preetam Rai

Myanmar: Lisitry ny voatazona sy taratasy avy amin’ny mpiasa ao amin’ny zenerasiona 88

  02 Oktobra 2007

Nahazo lisitra misy ny anarana sy ny fikambanana nihavian’ireo mpitokatena sy sivily mihoatra ny 300 izay nosamborin’ny fitondrana miaramila eto Myanmar ny mpibilaogy Niknayman. Maro amin’ireo nosamborina ireo no avy amin’ny Mandatehezam-pirenena ho amin’ny demokrasia, antoko tarihin-dramatoa Aung San Suu Kyi (izay efa nahazo ny loka Nobel ho amin’ny fandriampahalemana...

Korea: Myanmar sy Korea

  01 Oktobra 2007

Inona no eritreretin’ny Koreana amin’ny toe-draharaha any Myanmar ? Mahaliana fa hitan’ny mpibilaogy ho mifandraika amin’ny tantaran’i Korea ny zavamisy any ary tahaka ny mifamatotra amin-dry zareo ilay firenena..Mampahatsiahy an’ireo mpibilaogy izay efa niainan-dry zareo tany Korea tamin’ny taona 1980 tany ho any ny zavamisy ao Myanmar ankehitriny. Lasa manana toerana...