· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Septambra, 2007

Myanmar: Niverina tao Mandalay ny tafika

  29 Septambra 2007

DVB.no [Birman] no nitoraka vaovao [ny 27 septambra 2007] momba ireo miaramila ao amin’ny vondrotafika  faha 33 izay mbola nahafahan’ny mpitokamonina hanohy ny fihetsiketsehana tao Mandalay, tanàna lehibe faharoa ao Birmanie. Vaovaon’ny 27 sept efa eo an-toerana ao Mandalay ny vondrotafika faha 33. Misy miaramila vitsivitsy ao amin’ny vondrotafika faha...