Macedonia
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor
dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
2008-09-22
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor
dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
2008-09-14
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The Blogging Revolution io. Eto no ilazalazany ny mombamomba ny boky.
2008-09-10
Crossroads Arabia no milaza ny heviny amin'ny mety hampidiran'i Arabia saodita ny zon'olombelona ho taranja ianaran'ny mpianatra lalàna: “Tahaka ny hampianarana izay heverina ho ‘Zon'ny Silamo manerana ny tontolo’, dia zava-dehibe ihany koa ny hampianarana ny ‘Zon'olombelona maneratany’ araka ny ametrahan'ny Firenena Mikambana azy. Zava-dehibe tokoa ny fanondroana mazava ny fahasamihafan'izy ireo hampisongadina ny fiaraha-monina Saodita miohatra amin'ny fiaraha-monina hafa amin'ny ankapobeny.”
Sukuma Kenya no manoratra momba ny fisamborana ireo mpikatroka politika any Kenya: ‘Mihaika tanteraka indray ny fahafahantsika mivory ny pôlisy nisambotra mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi mba hampihorohoroana azy ireny. Tohin'ny famelezana ny fiaraha-monim-pirenena izao.”
2008-08-26
Hafaliana no nitsenan'ny palestiniana ny famotsorana ireo voafonja 199 tany Israely. Tamin'ny Alatsinainy no nambara ny famotsorana azy ireo, ary mety nokendrena hifanindry amin'ny fahatongavan'i Condoleezza Rice any Israely.
Efa imbetsaka moa no nahemotry ny mpanatanteraka Israeliana ity famotsorana ireo voafonja ity ary nanao fifidianana telo izy ireo mikasika ity raharaha ...
2008-08-14
2008-08-13
Yoani Sanchez no manadihady ny volavolankevitra vaovao hampakarana ny vola fandrain'iny olona efa retirety ary dia naka ohatra mpampianatra iray efa ho tonga amin'izany maharetirety azy izany mba hanehoany ny fiangarana ataon'ny rafitra: “Mba hampiharihary azy, ity vehivavy ity dia mbola hiasa dimy taona fanampiny indray, ka rehefa tonga ny fotoana handaozany ny asa ny alin-kasasarana ho azony kosa dia vola fanampiny ahazoany mividy labiera iray isam-bolana.”[fa naninona koa no labiera no natao ohatra e?]
2008-08-12
SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny...
- Marihina fa ny lahatsary rehetra dia ao amin'ny lahatsoratra nadika av...
Tohiny »