· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Novambra, 2007

Afrikana mivaro-tena sy ny varotra olona any Eorôpa

Ny blaogy la plume plus dia mitatitra fijoroana vavolombelona mpivaro-tena Afrikana sy tantara mampihoro-koditra mikasika ny varotra olona any Eorôpa : « C’est à partir de 12 ans que ma vie devient compliquée. Tout le monde me trouve belle et intelligente et c’est un défilé permanent chez mes parents pour...

Arabia Saodìta : Naolana dia avy eo voaheloka indray

  19 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Saodiana Rasha dia mitatitra ny nahazo ilay tovovavy Saodiana iray izay naolana lehilahy maro dia avy eo nohelohin'ny fitsarana izay niteraka adihevitra mafana anivon'ny tanora any amin'ny faritra Arabo iny : « I have been following a case of a nineteen year old Saudi Shia girl from the eastern province...

Egypta : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem

  18 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The Arabic Network for Human Rights information | Réseau Arabe pour les Droits de l’Homme] sy ny Centre Hisham Mubarak, araka...

Japàna : Fanavakavahana ara-trano

  17 Novambra 2007

Ny mpiblaogy James dia mitatitra ao amin'ny blaogy Japan Probe momba ny raharaha mikasika ny fanavakavahan ara-trano mahazo ny vahiny mipetraka any Japàna : « The Japan Times ran an article over the weekend entitled “Foreigners still dogged by housing barriers,” which highlighted the fact that many building owners and real estate...

Mozambika : Resaka momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka

  15 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Carlos Serra dia mitatitra ao amin'ny blaogy Diário de um Sociólogo ny fivoriana izay notanterahina tany Mozambika momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka izany hoe famonoana « tsy misy fitsarana ara-drariny » [lynchage]. Ny blaogy UDS [Unidade de Diagnóstico Social] no mivoy izany fifanakalozan-kevitra izany. Paula Góes

Emirà Arabo Mitambatra: Omeo Rariny Alexandre

  10 Novambra 2007

Iniana ampanginina sy afenina amin’ny pelipeli-pijerin’ny gazety eo an-toerana sy iraisampirenena amin’ny ankapobeny ny resaka fanolanana any amin’ny firenena Arabo. Fa nisy raharaha vao haingana izay nataon’ny famoaham-baovao iraisampirenena matoandahatsoratra no nihanahazo vahana tao amin’ny tontolombolongan’ny Emira Arabo Mitambatra. Tantara mampahonena no nahazo ity zazalahy Frantsay, antsoina hoe Alexandre Robert,...

Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !

  09 Novambra 2007

Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe : « Pliz Mugabe must go now, people are starving » « Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay fa efa tena mosarena ny vahoaka » Ndesanjo Macha

Kenya : Umoja, tanàna natokana hoan'ny vehivavy

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Black Looks dia manapariaka sarimihetsika nalaina tany Umoja, tanàna any Kenya natokana hoan'ny vehivavy ary naorin'ireo akanga izay sisa nanamborana tamin'ireo vehivavy nisedra fanolanana, na fanambadiana an-tery na koa vehivavy noverezin'ireo mpiara-monina taminy zo [ka voatery nandao ny tanànany sy lasa-sesi-tany]. Jennifer Brea