Olympics
Na dia kely aza ny fandraisana anjaran'ireo Libaney amin'ny lalao Olympika any Beijing, dia tsara marihina fa in-dray mandeha ihany no tsy nanana solo-tena tamin'ny lalao Olympika i Libanona hatramin'ny 1948. Ny fandraisan'anjaran'i Libanona amin'ity lalao ity no resahin'i Ajnabiya ao amin'ny lahatsorany farany.






Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malag...
- Marina tokoa fa tsy nanana basy ireo fokonolona ireo saingy efa nioman...
- Misy fanontaniana tsy misy mpametraka mihintsy, de tsy misy mamaly koa...
- Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia mailaka.
...
Tohiny »