Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Desambra, 2013
Androm-Pandreseana: Montsan'i Bangladesh Ny Zava-bita Tsara Indrindra Eran-tany Amin'ny Saina Sy Hiram-pirenena Lanjain'olona
27.117 ireo mpirotraka an-tsitrapo nijoro niloloha takelaka mena sy maitso hanome endrika ny sainam-pirenen'i Bangladesh . Maherin'ny 300.000 ireo olona niaraka nihira ny hiram-pirenena
SARIPIKA: Rotaka Voalohany tao Singapore Tao Anatin'ny 40 Taona
Manasongadina ny fifandirana eo amin'ny mponina ao an-toerana sy ireo mpiasa vahiny tsy mitsaha-mitombo ny rotaka voalohany tao Singapour tao anatin'izay 40 taona izay.
Fahafatesan'I Nelson Mandela : ‘Nandao Antsika Ny Vatany Fa Ny Fanahiny Kosa Haharitra Mandrakizay ‘
"Ao anatin'ny politika, ny firazanana, ny fahalalahana ary ny hery i Mandela, ary nataony izay rehetra fantany fa tsy maintsy ataony "
Saripika 7 Rakitry Ny Ela Mahavariana Tamin'ny Taonjato Faha-19 Tao Japana
Topazo maso ny fiainana tao Japana tany amin'ny 150 taona lasa, amin'ny alàlan'ireo andian-tsaripika izay tafiditra ho anaty sehatra ho an'ny daholobe, tsy ela akory izao
Shina Sy Korea Avaratra: Ny Lahatra Tsy Azon'i Jang Song Thaek Nialàna Teo Ambany Fitondrana Jadona
"Ny hany fepetran'ny fitondràna jadona dia ny tsy misy lalàna." Marobe ireo Shinoa mpisera anaty aterineto no mino fa ny famonoana an'i Jang Song Thaek tao Korea Avaratra dia antso fijoroana htakiana fanavaozana ara-politika h an'i Shina.
Nelson Mandela: Sakaizan'i Timor Leste Ary Olomangan'ny Lamaody Batik Indoneziana
Nandray andraikitra lehibe tamin'ny tolona hoan'ny fahaleovantenan'i Timor Leste i Nelson Mandela; ary nankasitrahana ho mpitafy lobaka batik netim-paharazana indoneziana malaza indrindra .
SARIPIKA: Toeram-pahatsiarovana 5 Ao Santiago, Chile
Mitari-dalana antsika amin'ireo torana manan-tantara sy misy tsangambato mifandraika tamin'ny fanonganam-panjakana miaramila nitranga tany Chile sy ny fiantraikan'izany tao an-drenivohitra Santiago ny bilaogera Lillie Langtry.
Ny Basy Volamenan'ny Parlemanta Rosiana
Ny Talata lasa teo, noporofoin'ny solombavambahoaka roa fa mbola manana ady sasantsasany tavela ao anatiny ao ny Duma Rosiana, rehefa tonga hatrany amin'ny fifamelezana totohondry tao an-dalantsaran'ny parlemanta izy ireo
Fihetsiketsehana 10 Tao Bangkok Saika Nahahongana Ny Governemanta
Tamberin'ny fihetsiketsehana an-dalambe feno fahasahiana tamin'ny 2008 sy 2010 tao Bangkok manampy antsika hahazo bebe kokoa ny krizy politika mitranga ao Thailand amin'izao fotoana izao.
Karaiba: Veloma Farany, Nelson Mandela
Nandona mafy tokoa ny fanambaràna ny fahalasanan'i Nelson Mandela. Nizara ny eritreriny ireo bilaogera any amin'ny faritra sy ireo mpampiasa ny media sosialy, mikasika ny fahalasanan'ilay olona iray endrika maharitry ny fanoherana am-pilaminana teto amin'izao tontolo izao.