GlobalVoices anaty

Hiper-barrio

Tahiry Lohahevitra · 2 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Hiper-barrio

26/10/2011

HiperBarrio: Fanaovana Sarintany Avy Amin'ny Alalan'ny Balaonina Ny Manodidina An'i La Loma

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Olona notohanan'ny Rising Voices fahiny tamin'ny HiperBarrio any Medellín, Kolombia no manohy ny fandraisan'anjarany amin'ny asan'ny media mirotsaka an-tsehatra ao amin'ny manodidina an'i La Loma. Ho fanabeazam-boho ny asa vitan'izy ireo tany aloha nandrakitra an-tsarintany ny vondrom-piarahamoniny niaraka tamin'ny Open Street Maps, ny tariky ny ConVerGentes dia nanapa-kevitra ny hitrandraka ny tontolon'ny fanaovana sarintany avy amin'ny alalan'ny balaonina.

12/12/2010

Nahazo ny Mari-pankasitrahana Voalohany ho an'ny Fanaovan-gazetim-paritra ny HiperBarrio

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Ny HiperBarrio avy any Colombia no nahazo ny First Community Journalism Award in Municipality of Medellín by Antioquia University (Mari-pankasitrahana Voalohany ho an'ny Fanaovan-gazetim-paritra tao Medellin ary avy amin'ny Anjerimanontolon'i Antioquia) tamin'ny sokajy Sehatra Mendrika indrindra anaty Tranonkala raha samy Vondrom-piarahamonina. Asongadin'ny Anjerimanontolon'i Antioquia. Hahazo 6 tapitrisa pesos Kolombiana ihany koa ny HiperBarrio miaraka amin'ilay mari-pankasitrahana.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny