· Desambra, 2013

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Desambra, 2013

Fandrisihana Sa Fanararaotana Ny Fandaharan'asa Firotsahana An-tsitrapo?

  24 Desambra 2013

Ndeha isika hanontany ireo mpirotsaka an-tsitrapo mba hahalalàna misimisy kokoa! Any aminà firenena maro, manatanteraka asa fototra marobe ho an'ny fanjakana sy mpanao asa soa ireo mpirotsaka an-tsitrapo. ZZZZZZZZZLet's ask the volunteers to find out! In many countries, volunteers fulfill important basic services for governments and charities.

Ireo Tanora, Mahantra Mpifoka Lakaoly any Myanmar

  17 Desambra 2013

Olana miharatsy ho an'ny zaza sahirana any Myanmar ny fidorohana diso tafahoatra ny lakaoly mora vidy. Nanadihady ny sasantsasany tamin'ireo ankizy ireo i Yin Yin Hnoung, mpianatra ho dokotera any amin'ny Anjerimanontolo Fianarana ho mpitsabo any Mandalay ary nandinika [my] ireo antony sy ny fiantraikan'ity fidorohana hafakely tafahoatra ity.

Karaiba: Veloma Farany, Nelson Mandela

  06 Desambra 2013

Nandona mafy tokoa ny fanambaràna ny fahalasanan'i Nelson Mandela. Nizara ny eritreriny ireo bilaogera any amin'ny faritra sy ireo mpampiasa ny media sosialy, mikasika ny fahalasanan'ilay olona iray endrika maharitry ny fanoherana am-pilaminana teto amin'izao tontolo izao.