· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Febroary, 2013

Espaina: Misampotina Mankany Aminy ny Ataon'ny Governemanta

  04 Febroary 2013

Sempotry ny « onja » maro loko ny governemanta espaniola : ny “onja maitso” an'ireo mpampianatra, mpianatra sy ray aman-dreny tsy manaiky ny fampihenana ny teti-bola sy ny fanitsiana amin’ny fampianarana, ny « onja mainty” an’ireo mpitsara, mpampanoa lalàna ary mpisolovava izay mandà ny fanovana ny rafi-pitsarana sy ny fandidiana hametrahana fandoavan-tsara amin'ny fampiasana ny lalàna,...