· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Marsa, 2009

Palestina: Mitohy ny fanafihana any Gaza

  01 Marsa 2009

Na dia eo aza ny fanambaràna ny  fampitsaharana samirery ny tifitra nataon'i Israely  sy ny Hamas dia mitohy ihany ny fanafihan'ny miaramila Israelianina any Gaza raha mandritra izany ny sampana Palestiniana kosa  dia manohy mitoraka ‘rôkety’ any Israely.  Ato amin'ity lahatsoratra ity no andrenesantsika ny vaovao farany avy amin'ireo blaogy...