· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Oktobra, 2008

Madagasikara: Angovon'ny masoandro ho an'ny hopitalin'ambanivohitra

  01 Oktobra 2008

Noel no mamaham-bolongana mombany fampiasana ny angovo avy amin'ny taratry ny masoandro ampiasaina any amin'ny toeram-pitsaboana (fampiterahana) any ambanivohitry Madagasikara: “Nomena ireny toeram-pitsaboana ireny ny angovo avy amin'ny masoandro efa-taona lasa izany ary dia nankasitraka tokoa ny mponina. Taloha moa raha hiteraka ny olona iray ka ahiana ho amin'ny alina...