· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Janoary, 2008

Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena

  31 Janoary 2008

Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy Bollywood, izay tafiditra tsara anaty tsena Bangladeshi sy ny hamoran’ny kapila mangirana VCD/DVD piraty dia tra-pahasahiranana i Dhallywood nandritra ny...

Kiobà : Fampianarana mikasika ny fananahana

  18 Janoary 2008

Zenia no manoratra ao amin'ny blaogy Regalado mikasika ny fampianarana mikasika ny fananahana any Kobà : En reiterados contextos hemos escuchado dos conceptos relacionados con la educación sexual en Cuba, que por momentos parecen contraponerse: unos aseveran que hay demasiado instrumentalismo en los mensajes que se centran más en la protección,...

Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”

  15 Janoary 2008

Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy hoditra”, indrindra nohon'ny tsy fahampian'izay ho enti-miatrika anin'izany : É negligência pura o que acontece no Brasil e quando vem...

Filazam-panairana Tazovony ao Brezila

  14 Janoary 2008

“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana ilana fanaovam-bakisiny mialoha, ny tsara ho fantatra momba ny tazovony ao Brezila ary ny fampahafantarana ankapobeny amin’ny fitsidihana amin’io toerana...

Mozambika : Salam-pahalavam-piainana fohy indrindra

  12 Janoary 2008

Tsy kivy fa velom-panantenana i Carlos Serra eo am-pamakiana ny tatitry ny Fikambanana Iraisam-pirenena hoan'ny Fahasalamana [OMS | WHO] izay “mamisavisa” fa amin'ny taona 2025 ny salam-pahalavam-piainana any Mozambika sy ireo firenena Afrikana hafa dia ho 60 taona, izany hoe izay ambany indrindra eran'izao tontolo izao : Parece um dado...