· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Desambra, 2007

Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara

  18 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin : « According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children (aged 13 to 15 years) in Benin are cigarette smokers. The survey involved about 50 schools selected in four regions...

Koety: krizin'ny atody

  18 Desambra 2007

Mpamaham-bolongana Koesiana Nibaq no mamakafaka lalindalina ao amin’ ity lahatsoratra ity  ny anton'ny krizin'ny atody ao amin'ny firenena misy azy. Nambarany ao ary fa raha mahatratra 1.000.000.000 ny isan'ny atody lanin'ny firenena ao anatin'ny taona dia ny 40 isan-jaton'izany ihany no mba vokatry ny ao an-toerana fa ny ankoatra izay dia atody...

Tonizia : Ireo aretin'ankizy dimy voalohany

  17 Desambra 2007

Ny blaogy Subzero Blue monina any Tonizia dia manolotra ny listr'ireo aretina dimy voalohany izay manakana ny ankizy handeha any an-tsekoly : « 1. Ireo aretina vokatry ny hatsiaka 2. Ny fivalanana 3. Ny aretin-tsofina 4. Ny areti-maso 5. Ny aretin-tenda » Amira Al Hussaini

Ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika

  14 Desambra 2007

Ny blaogy Reseau sida Afrique dia mamoavoafy mikasika ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika : « Comme l’on sait dans certains pays comme le Congo Brazzaville, la polygamie est légalisée – un homme a droit officiellement d’épouser 4 femmes ? Peut-on parler de fidélité comme un moyen efficace de prévention...

Sodana : Fomba tsy mahomby iadiana amin'ny SIDA

  14 Desambra 2007

Any Sodana, ny mpiblaogy Zizou from Djerba dia mitsikera izay antsoiny ho “peta-drindrin'ny fahafatesana” izay ahitana karan-doha sy taolam-pe roa mifanojo ampiasaina mba hampitandremana ny olona mikasika ny lozan'ny SIDA : « Moraliser les gens en leur faisant peur du sida … contribue surement a propager le discours religieux … mais il ne diminue pas...