· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Novambra, 2007

Web finday sy fanerena fitialiana VIH ny rehetra ao Malawi

  21 Novambra 2007

Noho ny tolotra vaovao omen’ireo orinasam-piantsoana an-tarobia Malawi Télécommunications Limited sy mpanome antso finday anankiroa dia Telekom Networks Malawi (TNM) sy Celtel Malawi dia afaka mampiditra aterineto any an-trano na amin’ny alalan’ny findainy ny mpanovo an-tserasera Malaoita tamin’ity taona ity. Nampihendratrendratra ny sarambambe tao Malawi rahateo ny nampidirana ny karazan-tolotra...

Brunei : Matavy loatra

  17 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny fihanaky ny  hatavin'ny mponina any Brunei : « BRUNEI Darussalam is the most obese nation in the Southeast Asian region…. a local medical expert said. […] Nearly one in three of Brunei's youth is overweight or obese – Minister's comments...

Indy : Tsy misy toeram-pivalanana

  04 Novambra 2007

Ny blaogy India Daily dia mitatitra fa tafakatra tahan'isa 80% -n'ny mponina any Indy no tsy mampiasa toeram-pivalanana manara-penitra ara-pahadiovana. Mahakivy ihany izany indrindra raha heverina fa hotanterahina any Indy amin'ity herinandro ity ny Fivoriambe Iraisam-Pirenena faha-7 mikasika ireo Toeram-Pivalanana na « 7th World Toilet Summit » [karakarain'ny « World...

Dôminika : Tazo Denga (tohiny)

  01 Novambra 2007

Ny blaogy Living Dominica [Anglisy] dia mitantara fa mbola avo ny voka-dratsin'ny tazo denga any amin'ny nosy sasantsasany any Karaïbà. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Tazo Denga] Janine Mendes-Franco