· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Torolalana tamin'ny Aogositra, 2011

Fitorahana Bilaogy Miafina Amin'ny WordPress sy Tor, Torolàlana Amin'ny Teny Espaniola

GV Mpisolovava  09 Aogositra 2011

Ny Toro-làlana momba ny Fitorahana bilaogy miafina amin'ny WordPress sy Tor dia efa misy amin'ny teny Espaniola noho ny fandikan-tenin'ny mpanampy malalantsika Marianne Diaz. Ny toro-làlana dia mampiseho fomba maro hiarovana ny mombamomba ny olona iray mba hisorohana ny valy bontana ary hampiena bebe kokoa ny risika amin'ny fanakambanana ny mombamomba ny mpitoraka bilaogy iray amin'ny asa sorany ao anaty aterineto amin'ny alàlan'ireo fitaovana tekinika samihafa.