Botswana
Natolotra ny filohan'i Botsoana teo aloha ny loka Mo Ibrahim: “Mogae izany no faharoa nahazo ity loka malaza fanome isan-taona ity. Ny loka Mo Ibrahim no loka lehibe indrindra manerantany ho an'olo-tokana. Ny loka fisantarana moa dia norombahin'ny filoha teo aloha Mozambikana Joachim Chisano tamin'ny herintaona.”









Miresaka momba ny Gaza ny tontolon'ny Tw...
- Misaotra anao nahadika azy e! mazotoa dia nahatratra ny faran'ny taona...
Tohiny »