Mpandika Pissoa
· 7:56 pm
· Iran

Tamin'ny Alarobia teo dia nanaiky ny parlemanta iraniana ny hiadiana hevitra mikasika ny volavolan-dalana izay "hanamafy kokoa ny sazy ho an'izay manohitohina ny filaminan-tsaina eo amin'ny fiaraha-monina". Araka io volavolan-dalana io moa dia ho atao isan'ireo heloka mety hampiarana ny fanamelohana ho faty ny "fanaovana tranokala na blaogy manindraindra ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:00 am
· Albania · Kosovo · Montenegro · Serbia
Sary marobe, lahatsoratra ary hafatra maro mikasika ny tohin'ny dian'i Michael J. Totten's any Albanìa, sy Montenegrô ary Kôsôvô.
[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Michael J. Totten mpizahatany]
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 6:00 am
· Tajikistan
Patrick Frost no manapariaka ao amin'ny Central Asia [Ivon'i Azia] mikasika ny toe-draharaha politika izay toa mihotrakotraka any Tadzikistana :
Tajikistan, already one of the world’s poorest nations, has suffered much this year with a harsh winter, continuing health concerns, and with rising food prices. But the worse could be yet ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:15 am
· Albania · Bosnia Herzegovina · Croatia · Kosovo · Montenegro · Serbia
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:15 am
· Lithuania
navalny izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ahitana Polisy mampiasa fitaovana harifomba ifamoivoizana Segway any Palanga, izay tanana amoron-dranomasina Baltika, any Lithoanìa (RUS).
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 4:17 pm
· Mexico

Any Copala [en], tanana atsimon'i Acapulco ao amin'ny faritanin'i Guerrero any Mexico no nakana ity horonan-tsary ity, miampanga ny nangalan'ny ben'ny tanana [President of Municipal] Gonzalo Gallardo Garcia, mpikambana ao amin'ny antoko Green Ecological [es] ny tanin'i Isabel Pisa sy Fabiola Abarca. Valan-java-boaary natao hiompiana voay moa no nolazaina hoe ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 9:17 pm
· Russia
Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy Rosiana hita tao amin'ny lahatsoratr'i Clifford J. Levy izay nadika tamin'ny teny Rosiana. Nadika amin'ny teny Anglisy ny 45 ...
2 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 9:02 am
· Burkina Faso
QuophyBlogeur no mitatitra mikasika ny loza vokatr'ireo fanafody amidy eny an'arabe any Borkina Fasô :
Malgré une Centrale d’achat des médicaments essentiels génériques et des consommables médicaux (Cameg) qui fait du Burkina Faso «Le leader de l’Afrique de l’Ouest dans le domaine du médicament essentiel générique en termes de volume, d’accessibilité ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 6:51 am
· Bermuda
Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny ...
0 hevitra · Tohiny »
David Kobia no miady hevitra momba ny e-fitondrana (e-governance) any Afrika: “Heveriko ankehitriny fa azo atao amin'izay ny misaotra ampahibemaso ny mpanao politika any amin'ny tany Afrikana ampahibemaso noho ny nampandamoka ny fampiroboroboana ny serasera an-tarobia(telefôna tsy mihetsika), ka nahatonga ny fanombanana fa hitombo 22% ny mpanjifa amin'ny finday. hahatratra 330 000 000 ny isan'ny manana finday manerana an'i Afrika amin'ity taona 2008 ity.”
#
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »