The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Food Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Food

2008-04-17

Haiti

Lazain'ny The Haitian Blogger  (mpamaham-bolongana Haisiana) fa “diso toerana (babangoana na hafahafa) ny mandre ny filazan'ny  Amerikana ‘fahombiazana' tamin'ny rotaka miady hanina any Haiti.”

2008-04-16

Kôngô (RDK) : Lozam-pifamoivoizana an'habakabaka faha-5 ao anatin'ny taona iray monja, saingy ny fidangan'ny vidin-tsakafo no loza tena izy

Nambaran'ireo biraom-paritr'ireo Fantsona Fampahalalam-baovao fa tafakatra 75 ny isan'ireo olona maty tamin'ny fianjeran'ny fiaramanidina "cargo" fotoana fohy monja taorian'ny niaingany, tany Goma omaly [Talata 15 Aprily 2008]. Ny fihoarana izay fetran'ny lanjan'ny mpandeha sy ny entany no mety ho anton'izany loza izany. Hatramin'ny volana Jona 2007 dia ity no lozam-pifamoivoizana ...

2008-04-10

St. Vincent sy ireo Grenadina : Fisondrotry ny vidina lafarinina

Abeni dia mitatitra izay fanahiany taorian'ny fanambarana fisondrotry ny vidina lafarinina any amin'ireo vondronosy St. Vincent sy ireo Grenadina : Tonight, SVG TV reported that the price of flour will soon be going up. I wonder if this is a plot to steer us away from flour and to more healthy living ...

2008-04-08

Bahreïn: tokony hisaron-doha ve ny tovovavy?

Tsy ela akory izay dia nijery fanehoan-kevitra mahakasika ny olàn’ny mpandeha an-tongotra. eto Bahrein, ny fomba fisainana tsy mandroso anànan’ny tanora Bahraini, ny tsindry (fanerena) mianjady amin’ireo tovovavy momba ny fitondràna saron-doha (voaly) – sy ny ilàna ny fifandraisana bebe kokoa amin’ny Amerikanina ireo mpitoraka blaogy avy eto Bahrein. Mandehàna ...

2008-04-01

Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany

The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany : One of the last things you would expect to find in Morocco is a pig farm. Given that the consumption of pork is a ...

2008-03-30

Isiraely: Fankalazana ampifaliana ny PorimaPhotos postVideo post

Ny fetin’ny ny Porima no fankalazana ny fandresen’ny vahoaka Jiosy ireo izay mitady ny fahapotehiny. Ankalazaina amin’ny alalan’ny fomba fiakanjo, firavoravoana, sakafo matsiro, ary fisotroana be ny fetin’ny Porima. Manala azy mandritra ny Porima– Hoy i Hannah ao amin’ny Israelity: Nitombo ny fitiavako ny Porima. Ity angamba ny fety ankafiziko indrindra. Tsy ...

2008-03-17

Trinidad & Tobago

Notes avy any Port of spain dia manontany hoe :”Ary iza no hiambina ny mpiambina?”

2008-03-14

Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina

Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin'ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik - hany mpamokatra herin'aratra ...

2008-02-01

United Arab Emirates

Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i  Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra  amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io. (dia tena tian'ny Emirà Arabo Mitambatra mihitsy ity atody ity an!, hoy ny mpandika teny)

2008-01-30

Ghana : Nihinana “Waakye”

Fran mitatitra momba ny sakafo fihinana any Ghana antsoina hoe “Waakye” : Last night I cooked up some waakye (pronounced “WAAchi where the “i” sounds like the “i” in “in” and made from rice and beans or black-eyed peas), fried some ripe plantain slices, made a little gravy (oil, onion, tomatoes, ...