The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Finance Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Finance

2007-11-13

Nizeria: Milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery

Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery azo ampiasana ny karatra Visa : « I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now available in Nigeria » « Omaly alina aho dia faly sady variana raha nahita fa hay efa misy milina azo ampiasana ny karatra ...

2007-11-08

Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana

Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan'ny kubatana: "... DVD vaovao, ny aotra no mihoatra, Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan'ny sandambola Zimbaboeana ...

2007-11-03

Barbàda : Kojakoja andavan'andro

Ny blaogy Notes From The Margin dia mizara ny fijeriny momba ny fomba fitantanan'ny governemanta ireo tranom-panjakana ary mampiseho izay mety ho fiantraikan'izany amin'ny fidangan'ny fiakaran'ny trosam-pirenen'i Barbàda : « Government is very good on building new buildings but is terrible on maintaining the buildings once they are built » « Tena ...

2007-10-29

Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI

Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere, and its subcategory the econoblogsphere will be interesting to watch. » « Hahaliana ny hanara-maso ny fivoatr'ity dingana vaovao ao anatin'ny blaogosifera ...

2007-10-24

Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI

Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI : « While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with IMF to the point of currently operating under a PSI and thus driving its own development agenda; and while its ...

2007-10-23

Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io

Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika : « I am intrigued by the recent proliferation of web-based giving and I have been keeping a curious eye on ...

2007-09-13

U.S.A.

Manoratra momba ny Kamusi Project i Ethan :

“Evidently, Kamusi has had a conflict with Yale, which hosted the project. According to the Kamusi website, the project “has been ordered to remove all links to the sites that the project has relied on to raise revenue for project maintenance and improvement.”

Mazava fa tsy nifanaraka i Kamusi sy i Yale, izay mampiatrano ilay lahatra asa. Araky ny lazain'ny takelaka Kamusi, dia “nasaina nesorin' ny rehetra izay tsindry mitondra any amin'ny takelaka nianteheran'ny lahatra asa hahazoana vola mba hitohizan'ny asa sy hanamboarana azy.

Ndesanjo Macha