The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Fitantànambola Tahiry Lohahevitra

RSS ho an i Fitantànambola

2008-06-12

Nizeria : Tsy nitsetsitra izay haren'i Nizeria izany i Abacha

Grandiose Parlor [Malama vava] no manontany tena raha nitsetsitra izay haren'i Nizeria i Abacha ? [filoham-pirenena taloha] : How I wish I wielded some supernatural power! How I would have dealt with these three men - Mohammadu Buhari, Ibrahim Babangida, and Abdulsalami Abubakar! Thanks to those three, I learnt something ...

2008-06-06

Zimbaboe : Ny x1000 sy ny x1′000′000

Noktula no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe izay dikan'ny x1000 sy ny x1'000'000 any Zimbaboe : “x1000 and x1,000,000 everyone in Zim will know what this means. It appears on signs everywhere on cash registers, scales and invoices. What this means is that you take the amount displayed or recorded and multiply ...

2008-06-05

Sômalia : Famonjena an'i SômaliaSary post

Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The Daily Mail, The Scotsman and The Christian Science Monitor] no mizara izay fandinihany ny toe-javatra Sosialy sy Pôlitika mipetraka ankehitriny ...

2008-05-07

Zimbaboe : Lelavola taratasy vaovao … hafa indray !

Kogy no mitatitra ao amin'ny My Zimbabwe today [ny Zimbaboeko anio] fa raha izy manokana dia tsy maharaka intsony izay isan'ny karazana lelavola taratasy samihafa miasa any Zimbaboe : Anyone knows how many bank notes we now have in Zimbabwe? I have lost count the monetary situation has gone bananas in ...

2008-05-06

Zimbaboe : Zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama

Bulawayo no mitatitra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe momba ny zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama any Zimbaboe : Today is pay day. I received a gross wage of just under $860 million. I also received benefits being $400 million dollars as a transport allowance and $67 million as a housing allowance. ...

2008-04-23

Zimbaboe : Iza no maniry ho filohan'ity firenena ity ?

Township Vibes no manontany ao amin'ny blaogy My Zimbabwe Today ireo izay maniry ho filohan'ny Zimbaboe : Today the Zimbabwean dollar is trading at $200 million to £1. Yes that's true, 200 million dollars for one British pound. Not at all surprising to most Zimbabweans. The Zimbabwean dollar as well as the ...

2008-04-18

Mozambique

Basilio Muhate [pt] no miresaka vetivety ny fifanarahana eo amin'ny sendikan'ny mpiasa Mozambikana sy ny vondron'ny mpandraharaha momba ny famerana ny karama ambany indrindra ao amin'ny vondron'asa valo na sivy voafaritry ny governemanta. “Raha tena nisy tokoa ny fifanarahana dia zavatra tsara izay eo amin'ny lafiny diplomatika. Ny tsy fantatra kosa dia izay mety ho fiantraikany (fiitarany) eo amin'ny fandanian'ny tsirairay sy eo amin'ny fomba fanakarany ny vidin-javatra eo amin'ny sakafo fototra ilaina any Mozambika”.

2008-04-08

Zimbaboe : Firenen'ireo “Milionera mpitrongy vao homana”

My Zimbabwe today [Ny Zimbaboeko ankehitriny] no manoratra mikasika ny fivoahan'ny lelavola vaovao any Zimbaboe : Now the Reserve Bank of Zimbabwe has rewarded the people of Zimbabwe with a new $50 000 000.00 bank note to reduce the number of notes they have to carry around. “Notoloran'ny Banky Foibe fankasitrahana tamin'ny ...

2008-01-31

Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena

Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy Bollywood, izay tafiditra tsara anaty tsena Bangladeshi sy ny hamoran’ny kapila mangirana VCD/DVD piraty dia tra-pahasahiranana i Dhallywood nandritra ny folo ...

2008-01-26

Zimbabwe

Zavatra mampihomehy mampalahelo no hitan'i Aaron avy any Sodana ka zarainy amintsika ary izy io dia momba ny krizin'ny vola mitranga any Zimbabwe: “Tsy afa-milaza aho tsy mbola nisy toy izay hatramin'izay. Namoaka vola misy soratra manao hoe “best before” izany hoe tsara ampiasaina alohan'ny (toy ny fanafody amin'ny ankapobeny) arahina daty ny Governemanta any. Mbolamanamarika izany hoe tahaka ny ahoana tokoa moa ny halalin'ny toe-javatra mampalahelo mihatra amin'ny fiainana andavanandro any Zimbaboe.”