· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Novambra, 2012

Vehivavy Afro-breziliana, Ngita Volo Sy Fahatsiarovantena Mainty

  23 Novambra 2012

“Afaka asarakorako ny volo rehefa handeha hianatra, saingy tsy tiako. Satria lasa maina ary manjary ratsy tarehy be. Ratsy be ny voloko”. Ankizivavy kely no nilaza toy izay tao amin'ny habaka-lahatsary fanadihadiana Raíz Forte [pt:Faka Mafy] mikasika ny vehivavy mainty hoditra Breziliana amin'ny fikarakarany ny volony amin'ny sarangan-taona rehetra. Araka ny...