· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Jona, 2010

Tontolo: Miaro ny Zon'Olombelona amin'ny alàlan'ny videon'olon-tsotra

  28 Jona 2010

Ny famokarana video ho fiarovana ny zon'olombelona dia mety hifototra sy tahotra hanohina ny zony any amparany ho an'ireo olona miseho na mandray anjara amin'ilay video. WITNESS' The Hub dia mizara amintsika ny fomba ahazoantsika mamokatra video fiarovana ny zon'olombelona ampitàna hafatra no sady manakely ny mety ho fiantraikany amin'ireo rehetra tafiditra amin'izany.