· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Marsa, 2010

Fandraisana anjara BBC : “fomba fijerinao izao tontolo izao”

  03 Marsa 2010

Nosoratan'ny Young People's Media Network fa mila anao ny BBC handefa aminy roa minitram-panadihadiana amin'ny “fomba fijerinao izao tontolo izao” ka haely manerantany izany.  Hatramin'ny faha-12 marsa ho avy izao no iandrasana izany.  Azonao vakiana ato ny fisoratana anarana ho amin'izany [fifaninanana] izany. Juliana Rincón Parra