Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Mey, 2009
Rosia: Veloma mandrakizay ho an'ilay mpilalao sarimihetsika Oleg Yankovsky
Maty tany Mosko tamin'ny 20 Mey teo amin'ny faha-65 taonany ilay mpilalao sarimihetsika Rosiana Oleg Yankovsky ary nalevina tao amin'ny Fasan'i Novodevichy roa andro taty aoriana. Mpankafy an'arivony no tonga nanao veloma farany azy tao amin'ny Fanaovana tantara an-tsehatra Lenkom. I drugoi, mpampiasa LJ, dia namerina namoaka sary avy amin'ny...
Afrika: Tatitra sy lahatsary mikasika ny fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday
White African [Afrikana fotsy] manapariaka mikasika ny Grid [griazy] izay rohy mampifandray ireo finday any Tanzania sy ny Hello Africa [Manakory Afrika] lahatsary manadihady izay fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday.
Kolombia: Fitantarana ny fiainana eny ambony kamiao
8ruedas logo Toy ny ahoana ny fiainana rehefa saika eny amin’ny làlam-be foana ny tena? Nanapa-kevitra ny hanao ity andrana ity ilay mpitoraka blaogy Francisco Cárdenas, fanta-daza amin’ny blaoginy Cine al Oído, ary zarainy “en ligne” ao amin’ny 8ruedas. Hitaingina ny kamiaon’i Juan Camilo miaraka amina mpaka sary namany izy...
Ny vaikan'ireo olo-malaza mandritry ny fifidiana Indiana
Salman Khan (eo afovoany), mpanakanto avy ao Bollywood, manohana ny kandidà Milind Deora nandritra ny fivondronana tany Mumbai Sarin'i Al Jazeera English ary nampiasaina teo ambanin'ny creative commons license. Any India, manana dindo goavana ny mpilalao sy ny mpamokatra sarimihetsika ary noporofoin'i Danny Boyle izany tao amin'ilay sarimihetsika Slumdog Millionaire...