· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2007

Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube

  10 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia : « Eu só consigo ver o lado positivo disso. Porque ninguém vai deixar de ver bons filmes e muito...

Egypta : Momban'ny tantaran'ilay totozy manidina

  06 Desambra 2007

Fony isika mbola zaza dia samy nijery ireny sarimihetsika an-tsariitatra natao hoan'ny ankizy na “dessins animés” ireny. Raha ny tena marina dia maro amintsika no mbola tia mijery ireny na dia efa izao lehibe izao aza. Ary tsindraindray ny sasany amin'izy ireny dia mifahatra ao an-tsaintsika ao ary manana fiantraikany amin'ny fiainantsika aza. Ny mpiblaogy Captain...