Tantara mikasika ny Lanonana

[Bilaogera Arabo 14] Iza moa i Dina El Hawary avy ao amin'ny Meedan?

Rising Voices  10 Jona 2019

Dina El Hawary avy amin'ny fikambanana Meedan ny mpandray anjara iray hafa niresaka taminay tany amin'ny Fihaonan'ny Bilaogera Arabo. Nanome topi-maso momba ilay sehatra sy ny fampiofanana ho an'ny tetikasa Checkdesk izay niarahany niasa izy, izay manampy amin'ny fanamorana ny fanaraha-maso iraisana amin'ny tambajotra sosialy.

[Bilaogera Arabo 14] Bukeni Waruzi avy ao amin'ny Witness

Rising Voices  09 Jona 2019

Niresaka tamin'i Bukeni Waruzi avy ao amin'ny Witness izahay nandritra ny Fihaonan'ny Bilaogera Arabo (AB14) natao tany Amman, Jordania izay niresaka momba ny andraikiny ao amin'ny AB14 sy nanome toro-hevitra vitsivitsy ho an'ireo mpiofana momba ny fampitam-baovaon'olon-tsotra miasa amin'io sehatra io.

[StoryMaker] Vesna Dolinšek Sy Lam Echaml Ao Tonizia

Rising Voices  21 Febroary 2014

Nandritra ny Lasin'ny StoryMaker notontosaina tamin'ny volana janoary tao Amman, Jordania, nifampireaka tamin'i Vesna Dolinšek avy ao Tonizia izahay, iray amin'ireo mpandrindra ao an-toerana momba ny tetikasa, ary nifampizara ny traikefany momba ny fihaonany tamin'ireo mpandrindra hafa avy amin'ny firenen-kafa

[StoryMaker] Mustafa El-Ani Ao Amin'ny Foiben-gazety Tsy Miankina Kiorda

Rising Voices  19 Febroary 2014

Nandritra ny Lasin'ny StoryMaker notontosaina tamin'ny volana janoary tao Amman, Jordania, nifampireaka tamin'i Mustafa El-Ani avy amin'ny Independent Media Centre Kurdistan, iray amin'ny mpandritra ao an-toerana momba ny tetikasa, nifampizara ny traikefany momba ny fanarazan-draharaha ny StoryMaker tao Iràka izahay.

[StoryMaker] Emad Shenouda Sy i Al Sawt al Hurr Ao Egypt

Rising Voices  19 Febroary 2014

Tao amin'ny Lasin'ny StoryMaker notontosaina tao Amman, Jordania tamin'ny volana Janoary teo, niresaka tamin'i Emad Shenouda avy ao Ejypta izahay, iray amin'ireo mpandrindra ny tetikasa ao amin'ny faritra, izay nizara ny traikefany tamin'ny fanazarana StoryMaker tao Ejypta.