· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Septambra, 2008

Singapaoro: ireo vahiny mpifanolobodirindrina amintsika

  10 Septambra 2008

Raha nanambara ireo toerana 11 vaovao hametrahana ny mpiasa vahiny ny goverinemanta tamin'ny herinandro teo dia tsy faly ny mponina avy amin'ny saranga antonony amin'ny manodidina ny zaridainan'i Serangoon. Niara-nientana tamin'ny fanangona-tsonia haterina any amin'ny solombavambahoakany ao an-toerana George Yeo sy Lim Hwee  Hua ry zareo — nilaza moa ny...