· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Oktobra, 2009

Porto Rico: Fanadiovan-tsolika nipoaka

  25 Oktobra 2009

Nirefotra tanteraka tamin'ny zoma 23 oktobra teo tamin'ny 12 sy sasany atoandro ny fanadiovan-tsolika an'i Gulf Oil (Caribbean Petroleum Company-CAPECO) ao Bayamón, Porto Rico. Saika ny fitoeran-tsolika 20 no nipoaka avokoa, mbola misy afo mirehitra hatrany na dia efa voafehy aza, ary tsy nitsahatra nandrakotra ny lanitra ny andriafo. Mihoatra...

Filipina: tondra-drano namoa-doza indrindra tanatin'ny 40 taona

  05 Oktobra 2009

Olona 50 mahery no maty nandritra ny fandalovan'ny rivo-doza “Ondoy” (Kestana) nahazo ny faritra any Manille sy ny manodidina azy rehetra. Niteraka tondra-drano mbola tsy nisy toa azy tato aantin'ny 40 taona ity rivo-doza ity ary olona 280 000 no nafindra toerana tany Manille sy ny faritra 5 hafa, olona...