· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Mey, 2008

Sina: “Miasa dia” ho an'ny tontolo iainana

  13 Mey 2008

Tsy ela akory tamin’ity volana ity, talohan’ny namonoan’ny horohoron-tany iray aina an’arivony, nidina an-dalambe ny olona manodidina ny 400 hatramin’ny 500 tao Chengdu, Shina hanohitra ny fanorenana orinasa iray mikirakira ny resaka pétrochimique, nantsoin’izy ireo hoe ‘Miasa dia’ mba hahazoana alalana haneho fanoherana. Tamin’ny alalan’ny finday, hafatra an-tsoratra sy blaogy...

Tajikistan: Herinaratra ho takalon'ny karama

  09 Mey 2008

Ny ben’ny tanànan’i Dushanbe sy Filohan’ny Chambre Supérieure-n’ny Parlemanta Tajik Mamadsaid Ubaidulloev dia nandroso tolo-kevitra hafahafa mba hanangonana vola hanorenana ny toby mpamokatra herinaratra ahodin-drano ao Rogan – iray amin’ireo tetikasa lehibe indrindra momba ny angovo any Tadjikistan. Nokajiany daholo ny karaman’ireo mponina ao Dushanbe ka namoahany tsoa-kevitra fa raha...