The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Entertainment Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Entertainment

2008-02-01

United Arab Emirates

Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i  Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra  amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io. (dia tena tian'ny Emirà Arabo Mitambatra mihitsy ity atody ity an!, hoy ny mpandika teny)

2008-01-31

Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena

Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy Bollywood, izay tafiditra tsara anaty tsena Bangladeshi sy ny hamoran’ny kapila mangirana VCD/DVD piraty dia tra-pahasahiranana i Dhallywood nandritra ny folo ...

2008-01-28

Faritry Balkan : “Jestdej”

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday'-n'ny tarika ‘the Beatles' : ... For all of you native speakers out there - if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans - take a look at the above picture. “… Ho ...

2008-01-25

Afrika Atsimo : Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany”

Fanirian'ny Cape Town Rocks ny hahita ny tanànan'i Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany”: Cape Town is one of the Cities that you can vote for to become a city on the World Monopoly Board. “Isan'ireo tanàna (vitsy) afaka safidianareo hanana toerana amin'ny lalao Monopoly andiany “maneran-tany” i Cape Town.” [FANAMPIM-PANAZAVANA : tapaky ...

2008-01-09

Barbady: Fanalan’andro politika

“Mba misy fikendrikendrena olona politika ve any amin’ny orisanam-panalan’andro any?” Hoy Boyce Voice mpanabolongana avy any Barbady: “Tsy ianao mihitsy no tokony hatahotra mpanao politika fa izy no tokony hatahotra anao. Ry zareo no mila ny vatonao…”

2008-01-02

Shina: Tsy ampandraisana anjara amin'ny fahazoan-doka ny filma erotika

Tsy eken'ny sampan-draharaha Shinoa miandraikitra ny Radio, ny Filma (lahatsary)  ary ny Televiziona (SARFT) hampidiriana hahazoana loka hozaraina any Shina izay nandray anjara tamin'ny fanantontosana lahatsary somary maneho firaisana ara-nofo na dia tsy hita mivantana aza izany, tafiditra amin'izany na ny mpilalao fototra na ny mpanatontosa (tsy hita anaty lahatsary aza). ...

Armenia: Ampiandrasana ny taombaovao

The Armenian Patchwork no mamoaka sary vitsivitsy maneho ny endriky ny Taona Vaovao andro iray mialoha ny 2008. Onnik Krikorian

Georgia: Miarahaba nahatratra ny taona

Ny MFR Photoblog no maneho an-tsary ny voalohan'ny taona ao an-drenivohitry Georgia. Nilaza ny mpamaham-bolongana fa maherin'ny 15 000 ny Georgiana nankalaza ny fety teo amin'ny kianjan'ny Fahafahana ao Tbilisi. Onnik Krikorian

2007-12-13

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des eleves de la KICS [...] La piece de theatre parlait de democratie, d'alternance au pouvoir et de droits de la femme ...

2007-11-29

Marôka : Any Medinà i Leonardo Di CaprioPhotos post

Ny mpiblaogy Marôkana Adliski dia mitatitra sy mampita sary tamin'ny nahitany ny mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo Di Caprio mandakadaka baolina teny amorontsiraka sy mandehadeha mizaha-tany any amin'ny ivon-tanàna antitr'i Medinà. I Leonardo Di Caprio dia eo am-pitifirana ny sarimihetsika « Body of Lies » izay tontosain'i Ridley Scott any Marôka ankehitriny. Zendana ny mpametraka hafatra mahita azy ...