· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2010

Trinite sy Tobago: Vita ny vola

  26 Marsa 2010

“Nanoaka aho halina raha nahare tamin'ny vaovao navoakan'ny televiziona rehetra misy eto an-toerana nitatitra ny nanafihan'ny polisy, malaza amin'ny fankatoavana ny lehibeny tsy azo anaovana kolikoly, ny biraon'ny UDeCOTT, ny biraon'ny Sunway International ary ny tranon'i Calder Hart, angamba eo ampikarohana ny ambim-bolan'ny Trésor”: Nolazain'ny This Beach Called Life fa tsy...

Madagasikara: Hiatrika sazy ny mpitondra herintaona aty aoriana

  15 Marsa 2010

Eo ampanatonan'ny fitsingerenan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 marsa  2009  teto Madagasikara, iny dia efa mananontanona ihany koa ny  fanasaziana hampiharina amin'ny olona tsirairay amin'ireo mpitondra an'i Madagasikara amin'izao fotoana izao noho ny tsy fanajan'izy ireo ny fifanarahan'i Maputo izay efa nifaneken'ny mpandray anjara rehetra.  Tonga moa izao fanapahan-kevitra izao taorian'ny fampitandremana...

Irak: Androm-pifidianana ao @ Twitter

  07 Marsa 2010

Sary tsy hitan'ny hafa tany #iraq10 tao anaty biraom-pifidianana ao #Baghdad: www.mict-international.org/1a.jpg Fifidianana ny any Iràka ka heniky ny vaovao farany momba izany ny tontolon'ny Twitter hatry ny maraina. Raha te-hanaraka ny vaovao farany, dia araho manokana ny @iraqelections fa “solontena 30 manerana an'i Iràka no hitatitra ny zavamisy tsikaritra...