· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Novambra, 2007

Arzantina: nandresy tamin’ny fifidianana tsy nahasarika I Kirchner

  02 Novambra 2007

Vita ny fifidianana tao Arzantina. Misy milaza fa io angamba ny fifidianana tsy nahasarika indrindra hatramin’ny niverenan’ny demokrasia tamin’ny taona 1983. Roa andro mialoha ny fifidianana anefa dia tsy misy marika amantarana izany teny an-dalana ankoatra ny afisy vitsivitsy. Tsy nandray anjara tamin’ny raharaha ny ankamaroan’ny olom-pirenena, nefa tsy midika...