· Janoary, 2009

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Janoary, 2009

Madagasikara: fitadiavam-bolan'ankizy

  27 Janoary 2009

Green Boy sarin'i Patrick Lahatsary roa roa avy aty Madagasikara no maneho antsika ny fikaratahan'ny ankizy mikarokaroka sy mamoron-javatra ary fahasahiana kely mba hihoirany eo amin'ny fiainana. Voalohany amin'izany i Toky izay mampiasa kapoaka sy fitaovana hafa efa nampiasaina hanaovana fiara kapoaka, ny iray hafa indray mampiseho an'i Green Boy,...