Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Oktobra, 2007
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere, and its subcategory the econoblogsphere will be interesting to watch. » « Hahaliana ny hanara-maso ny fivoatr'ity dingana vaovao ao...
Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?
Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways, hospitals and clinics in the African Congo. Elsewhere, China is already “the biggest investor in the Sudan,” says the Seattle...
Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI : « While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with IMF to the point of currently operating under a PSI and thus driving its own development agenda; and while its...
Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io
Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika : « I am intrigued by the recent proliferation of web-based giving and I have been keeping a curious eye on...
Afrika Atsimo : Hevitra tsara ve ny e-varotra ?
Ny mpiblaogy Ramon Thomas dia matoky fa misy fanantenana ny hoavin'ny e-varotra any Afrika Atsimo : « And even through less than 10% of South Africans have Internet access that is going to change with huge investment in infrastructure for the 2010 Worldcup. Don’t wait any longer, get broadband, get...
Blog Action Day: Feon'i Afrika sy ny diaspaora
Anio dia lohahevitra tokana no hobanjinin’ny mpibilaogy maro dia ny tontolo iainana. Nandray anjara betsaka tamin’ny alalan’ny endrika sy fomba fanoratra samihafa ireo mpibilaogy avy eto Afrika sy avy any ampielezana. Ireto manaraka ireto ny rohy sy ny sombiny avy ao Kenya, Afrika Atsimo, Nizeria ary avy amin’ny hafa ihany...
Afghanistàna : I Baban'i-Safrana
Ny blaogy Safrang dia mitantara [Anglisy] ny tantaran'i « I Baban'i-Safrana » [Baba-i Za’faran] izay mpamboly rongony sy zava-mahadomelina taloha ary niova ho mpamboly Safrana ankehitriny [FANAMARIHANA: tsongaina avy amin'ny voninkazo, ny Safrana no mpanome tsiro (épice) lafo indrindra ara-danja eran-tany efa hatramin'ny amam-polo taonany maro izao : safran |...
bengladesh: Mandà ny hamantarana azy ireo ny Mpibilaogy
Fanadihadiana manokana avy amin’ny E-Bangladesh izay namoaka naoty avy amin’ny (Vaomiera Mpandrindra ny Fifandraisandavitra Bengalia) Bangladesh Telecommunication Regulatory Commission (BTRC) izay nampahafantatra amin’ny Internet Service Providers (ISP) 72 na orinasam-pividianana fanovozan-tserasera 72 ao Bengladesh mba hanome ny anaran’ny mpanjifa tsirairay sy hilaza amin’ny antsipirihany izay notovoziny rehetra. Nampahafantatra ary ny...
Japàna : Fiarakodia mampanofinofy any amin'ny Tokyo Motor Show 2007
I Edo izay mpiblaogy ao amin'ny Pink Tentacle [Anglisy] dia nampiraty ny sarin'ireo sangany amin'ireo tetik'asa-na fiarakodia izay aseho imasom-bahoaka voalohany amin'ilay fampiratiana fiara « Tokyo Motor Show 2007 » [26 Oktobra ka hatramin'ny 11 Novambra]. Oiwan Lam
Japàna : Mofo am-by-fotsy
I Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times [Anglisy] lahantsoratra mikasika itony mofo anaty boaty vy-fotsy amidin'itony fivarotana mivarotra hoazy [tsy misy mpivarotra] any Japàna itony. Oiwan Lam