GlobalVoices anaty

Toekarena & Fandraharahàna

Tahiry Lohahevitra · 510 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Toekarena & Fandraharahàna

20/05/2013

Brunei: ‘Efa Manakaiky Ny Fanivànana Ny Aterineto Mihisatra’

Tohin'ny lahatsoratra

Mitaraina noho ny fidirana aterineto meda sady tsy azo antoka any amin'ny fireneny ireo mpampiasa aterineto ao Brunei. I Brunei dia iray amin'ireo manana fidirana aterineto lafo sanda indrindra any Azia Atsimo-Atsinana nefa maro amin'ireo mpampiasa aterineto ao Brunei no mahatsapa fa ratsy ny tolotra aterineto azon'izy ireo raha toa ka midangana be kosa ny sarany aloany.

19/05/2013

Video Lahatsoratra
Mahalasa Adala An'i Sina Ny Volamena Mora Vidy

Tohin'ny lahatsoratra

Nolanian'ireo mpizahatany avy any Shina, voasariky ny vidin'ny volamena izay nitontongana, ny volamena tany amin'ireo banky sy fivarotana firavaka any Hong Kong nandritra ny faran'ny herinandro natao ho an'ny metaly lafovidy.

12/05/2013

Orinasa Mpanao Labiera Manaisotra Ny Fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra

Tohin'ny lahatsoratra

Nanaisotra ny fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra ny Baru Brewery taorian'ny bitsika iray niteraka resabe nalefan'ny Filoha Ricardo Martinelli tao amin'ny kaontiny ao amin'ny Twitter.

11/05/2013

Sekoly Akatona Noho Ny Tsy Fahampian'ny Angovo ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Miatrika krizin'ny angovo izay mety tsy ahafahan'ny firenena iray manontolo mihetsika  i Panama, noho ny fahataran'ny fotoan'ny orana eo amin'ny lafiny ilany. Toy izao ny nanombohan'ny fitateran'ny Prensa Latina [es]...

29/04/2013

Lasa Nifanandrina ny Football sy ny Labiera ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Football sy labiera, zava-droa tian'ny Panameana indrindra, no lasa nifandona rehefa nalain'ny orinasa mpamokatra labiera Baru-Panamá [es] ny kaonty bankin'ny Federasiona Panameana Football (FEPAFUT), itakiany onitra $7 tapitrisa dolara amerikana noho ny fanapahana...

25/04/2013

An-jatony Ireo Namoy Ny Ainy & Mbola Karohina Noho Ny Fianjeranà Tranobe Tao Savar

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 24 Aprily 2013 maraina, tranobe misy rihana sivy no nianjera tao Savar, tanàna manodidina ny renivohitr'i Bangladesh, ao Dhaka. Olona maherin'ny 142 no namoy ny ainy, olona an'arivony teo kosa no naratra...

24/04/2013

Mihemotra i YouTube Raha Misosasosa Ny Aterineto ao Korea Atsimo

Tohin'ny lahatsoratra

Ao Korea atsimo izay efa nozarina ny misosasoa amin'ny aterineto anisan'ny hainga-pikoriana indrindra manerantany, dia tsy mitsahatra ny itarainana hatrany ny YouTube noho ny fikatsokatsoany. Saingy nahoana moa ity habaka mampiantrano lahatsary...

20/04/2013

Mpanao Politika Filipiana Mifandray Aminà Kaonty Any Ivelany

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Ivontoerana Filipiana ho an'ny Fanaovana Fanadihadiana an-Gazety (PCIJ) dia nitatitra fa mponina Filipiana 500, anisan'izany ireo mpanao politika matanjaka sasany, no anatin'ireo nitazona kaonty any ivelany taorian'ny nandraisany anjara taminà tetikasa fiaraha-miasa manerantany izay nandinika ireo antontan-taratasy nivoaka an-tsokosoko momba ny orinasa sy vondron'orinasa maherin'ny 120 000 any ivelany.

18/04/2013

Sary Lahatsoratra
Mitolona Mba Ho Velona Ireo Mponina Nafindra Toerana Nohon'ny Toby Famokarana Herinaratra

Tohin'ny lahatsoratra

Rehefa nakisaka ho any Mutum Parana Vaovao – tanàna iray naorin'ny orinasa Energia Sustentável ho toeram-ponenan'ireo enjeniera sy mpiasany – ireo mponina teny amoron-drano izay nakisaka niala tamin'ny vondrom-piarahamonina nisy azy ireo mba hahafahana manone alàlana ny toby famokarana herinaratra ao Madeira River hanafotra rano ilay faritra dia namantana “tanàna matoatoa”, toerana iray izay toa sarotra ho azy ireo ny hiaina ao.

14/04/2013

Lesona Ho An'i Okraina Ny Fanatanjahantena Kroaty

Tohin'ny lahatsoratra

Betsaka no tokony hianaran'i Okraina izay misy mponina 45 tapitrisa amin'i Kroasia, izay manana mponina mahery kelin'ny 4 tapitrisa raha resaka fikarakaràna hetsika ara-panatanjahantena ho an'ny ankizy no resahana.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny