· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Oktobra, 2008

Belizy: Tondra-drano

  21 Oktobra 2008

“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano (raiso amin'ny teny hoe tondra-drano) tany amin'ity firenena ity…”: hoy Belizean namelabelatra tamin'ny antsipiriany.

Tanzania : Narahin-dranomaso ny Eid

  08 Oktobra 2008

Inona no eritreretr'ireo mpitoraka blaogy Swahili avy ao Tanzania manoloana ny loza nitranga tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitr ? Olona 20 mantsy no maty tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitre tao amin'ny toeram-pikoranana natokana ho an'ny tanora ao Tabora, afovoan'i Tanzania. Raha ny tombatombana dia tanora 7 ka hatramin'ny...