· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Febroary, 2008

Madagasikara : Taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Ivan, ireo takaitra

  20 Febroary 2008

(sary nadika tamin'ny GAZETY_ADALADALA) Efa nandao an'i Madagasikara ankehitriny ny rivodoza Ivan, izay namela tany amin'ireo faritra maro nandalovany haolo sy tsy manan-kialofana aman'arivony maro. Araky ny tarehimarika ofisialy dia olona roa [monja !] no maty ary mahatratra 15'000 kosa ireo tsy manan-kialofana. Raha heverina amin'ny maha sokajy faha-4 ny...

Madagasikara : Mandrava ny Rivodoza Ivan

  18 Febroary 2008

Niditra an-tanety tany amin'ny faritra Avaratra Atsinanan'i Madagasikara tamin'ny [alina hifoha] Alahady 17 Febroary 2008 ny rivodoza Ivan, izay rivodoza sokajy faha-4 ankehitriny. (sary nadika tamin'ny meteo france) Na dia efa misy fihatsarana aza ny fiomanan'i Madagasikara hiatrika ny tonon-taonan'ny rivodoza, sady efa nisedra ny kotsan'ireo rivodoza maro ( i...