2008-06-25
Shina : Tondra-drano any amin'ny tananan'i Guangzhou
2008-06-12
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona ka maty tan-tanety
[SASIN-TENY AVY AMIN'NY MPANDIKATENY : Araky ny fanamarihan'ny namana Jentilisa dia Feso no dikantenin'ny dauphin. Mba hahatsotra ny famakiana ny lahatsoratra anefa dia ny teny Trozona (trondro vaventy be) izay nadika avy tamin'ny lahatsoratra Anglisy hoe Whales no nofidiako hampiasaina]
Tsikaritra tamin'ny voaloamboloahan'ity volana Jona 2008 ity fa nisy andian-trozona manao “loham-boatavo” efa mahatratra ...
2008-06-06
China
Asehon'ny CCTV (izay marihina fa mandeha amin'ny TVM rehefa vita ny fandaharana tontosain'ny tvm amin'ny alina ka mandra-panombohan'ny fandaharana amin'ny maraina indray)amin'izao tontolo izao ny lahatsary ahitana ny fisaoran'ny traboina izay nataon'ny governemanta. Guo yu hua, mpahay momba ny olombelona kosa milaza fa ny governemanta no tokony hisaotra ny vahoaka shinoa noho ny haavom-pahaizan'izy ireo nanao asam-pankaherezana [zh].
2008-06-04
Madagasikara : Mizarazara hevitra ireo mpiblaogy mikasika ny fanampiana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan
2008-05-29
Shina : Fisaonana tao Tiananmen ireo maty sy niharam-boina nohon'ny horohorontany
2008-05-14
Shina: Horohorontany nahatratra ny hery 7.8 izay tsapa saiky manerana an'i Shina

Tokony ho ora roa lasa izay, dia nisy horohorontany izay nahatratra ny hery 7.8 eo amin'ny metatry Richter [7,0-7,9 heverina ho toy ny horohorontany henjana izay mety mahatratra 18 isan-taona maneran-tany, sy ranomasina] izay nandona ny faritra Atsimo Atsinan'i Shina, dia ny faritanin'i Sichuan, izay tao amin'ny fivondronan'ny Wenchuan ny ...
Shina : Horohorontany an-tsary
2008-05-13
Maraoka : hatezerana sy alahelo noho ny orinasa izay nirehitra
2008-05-10
Myanmar: Milona ny asa famonjena
2008-04-27
Russia,
Ukraine
Mahatsiaro an'i Chernobyl i Déjà Vu - The Uncanny Feeling: “Raha mieritreritra momba ny Chernobyl aho … […] … nahita an'i Katya tao Kiev, 90 km atsimon'i Chernobyl, aho tamin'ny faha-16n'ny taonany, matin'ny tahotry ny loza izay tsy azony jerena na hevitreverina akory, nandray fiaran-dalamby ho any Leningrad handositra ny taratra mampidi-doza (radiation). Fa tsy niverina tany Kiev intsony ho'aho izy mandraka ity masonandro androany! Iny no “namarana tampoka teo ny fahazazako” hoy ny nambarany taty aoriana. Vadiko i Katya.”





Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »